|
|
|
|

Teny iditra 1  helohina
Fototeny  2 heloka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Sazina araka ny didim-pitsarana: Nohelohina natao sesi-tany roapolo taona izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be condemned, to be brought in guilty. [1.2]
10 to be condemned [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on condamne [1.3#233, 1.8]
Ohatra  12  nohelohin-ko faty izy (il a été condamné à mort) [1.3#233]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19