|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  heloka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  6 Olikolika, fiolikolehana: Misy heloka betsaka ity renirano ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 crookedness [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 courbure [1.8]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 12 misy ny teny hoe heloka
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3) 11  heloka
Sokajin-teny  12  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  18 Fandikana ny lalàn' ny Nahary na ny fitsipiky ny fitondram-panjakana; hadisoana lehibe: Heloka bevava no vitany
19 Sazy, noho ny hadisoana lehibe vita: Manefa ny helony any am-ponja izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  20 perversity, crime, guilt, offence, injury, sin. [1.2]
21 guilt; condemnation [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  22 faute, culpabilité; condamnation [1.8]
Ohatra  23  Ny heloka roambinifolo mahafaty [2.508#]
24  Ary izay heloka nahafaty aza izao [2.59#]
25  heloka lehibe raha tsy manao izany [2.649#]
Voambolana  26  Lalàna
Fikambanana  27  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 11 misy ny teny hoe heloka

Teny iditra (3/3) 28  heloka
Sokajin-teny  29  anarana
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny frantsay  31 [Tankarana] colère [1.19]
Voambolana  32  Ontam-po
Tsipelina hafa  33 eloke, eloko

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22