|
|
|
|

Teny iditra 1  henarana
Fototeny  2 henatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza ny olona izay mahamenatra noho ny fanajana be loatra ananana aminy: Ny reniny no henaran' Ikoto noho ny rainy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be made ashamed. [1.2]

Fivaditsoratra  10 harañane, henarana, 11 nañahare

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19