|
|
|
|

Teny iditra 1  henatra
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  11 Tahotra ny fahaverezan-kaja sy voninahitra: Henatr' olona re izany! Tsy sahy mitraka mihitsy izy rehefa mamakivaky eo afovoan' ny olona
12 Fahatsiarova na ny tena ho ambany, noho ny toetra ratsy ananana na asa ratsy tsy mendrika natao: Safotry ny henatra ny anao lahy fa tratran' ny fokonolona nangalatra teo an-tsena
13 Fahafaham-baraka: Henatra ho an' ny fianakaviana ny zaza tahaka ireny
14 Fanajana be loatra amin' ny olona iray ka mahatonga ny tena tsy ho sahisahy aminy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 shame, disgrace [1.2, 1.7]
16 shamefacedness, bashfulness [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  17 honte; humiliation [1.8]
18 [heñatra] [Sakalava-Mayotte] honte [1.405]
Ohatra  19  Misahirana atosiky ny fitiavana mifangaro henatra ny ho ratsy laza izany no mihaokaoka. [2.245#]
20  Te-hikosoka ny henatra lehibe tamin' ny nisaoran' olona ny zanany vavy tokana, hono, izy. [2.643#]
Voambolana  21  Ontam-po
Fikambanana  22  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 18 misy ny teny how henatra
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  24 Randzavola: henatra ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  henatra, 25 hetrana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21