|
|
|
|

Teny iditra1  henika
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Anarana :
5  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  6  Feno: Henika ny sompitra ~ Heniky ny hafaliana ny fonay
7  Vonto, tanteraka: Heniky ny sira ny laoka
8  Safotra: Heniky ny rano ny tanimbary. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9  full; having all [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10  comble, plein, comblé, rassasié, pénétré, saturé, couvert: Heniky ny vary ny sobiky (La corbeille est pleine de riz) ~ Henika ny barika (La barrique est pleine) ~ Heniky ny ha-faliana ny foko (Mon cœur est comblé de joie) ~ Henika aho (Je suis rassasié) ~ Heniky ny sira ny hena (La viande est pénétrée, saturée de sel) ~ Heniky ny rano ny tanimbary (Les rizières sont couvertes d’eau) [1.3#236]
11  comblé, saturé [1.8]

Fivaditsoratra  12  hanike, henika, kehina, kihane

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/27