|
|
|
|

Teny iditra1  mahenika
Fototeny  2  henika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4  to fill, to be everywhere present; to satisfy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  remplir, être partout présent; satisfaire [1.8]
Ohatra  6  tsy hataoko teny mahenika tsy amin' ny tsy izy koa. [2.245#]
7  Andevon' ny Sahivohitra taloha ny Maroaloka'ary nitombo marobe ka nahenika faritra midadasika ao atsimo atsinananan' Ambovombe [2.508#75]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  11  mahenika, mikehana

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/27