|
|
|
|

Teny iditra 1  heno
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Haiendriteny 
3  Ny ankehitriny :
4  Ny lasa :
5  Ny hoavy :
6  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  11 Jereo haino [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 see haino [1.2]
Ohatra  13  Farany, heno fa nilavo lefona ny Frantsay. [2.472#136]
14  Henony teo fa olona telo fotsiny no horaisin' ity orina asa ity. [2.445#31]
Tsipelina hafa  15 haino
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22