|
|
|
|

Teny iditra 1  henoina
Fototeny  2 heno
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao re, atongilana ny sofina mba handre: Henoy ny hiran' ny ankizy
9 Ekena: Henoy ny fangatahanay, tompoko. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be hearkened to, to be listened to, to be attended to. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on écoute [1.5]
Ohatra  12  Ary henoina matetika ny fiainany, ka toy ny matory. [2.59#301]
13  Misy diska henoina mandritry ny antsasak' ora maninjitra. [2.332]
14  Tsara henoina ny teninareo», hoy ireo namana frantsay nandre ny feonay. [2.356#142]
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21