|
|
|
|

Teny iditra 1  hentsina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  6 Voatohana tsy afa-mivoaka ka mihandrona fa tsentsina; enti-milaza ny orona tsy avy miaina fa tampin' ny sery [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 Embarrassé, obstrué, se dit du nez, quand on a un rhume de cerveau [1.3]
Voambolana  8  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19