|
|
|
|

Teny iditra 1  mihentsina
Fototeny  2 hentsina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Tsentsin' ny sery ny orona: Mihentsina izy fa voan' ny sery [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 Avoir le nez obstrué [1.3]
Voambolana  9  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20