| Teny iditra (1/2) | 1 hetaheta |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Famaizana hisotro: Main' ny hetaheta aho izany
8 Faniriana mafy hanana; fitsiriritana tsy mety afa-po [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 thirst
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 soif
[1.8] |
| Ohatra |
11 Hanome rano izay mpandalo main' ny hetaheta ianao.
[2.117#]
|
| Fikambanana | 12 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe hetaheta |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 14 hetaheta |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 strong desire
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 désir ardent
[1.8] |
| Ohatra |
18 Mbola tao am-pon' ny rehetra ny hetaheta fahaleovantena.
[2.356#]
|
| Voambolana | 19 Ontam-po |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|