|
|
|
|

Teny iditra 1  hetrika
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  5 Enti-milaza ny feon' ny vary madiva ho ritra sy ho masaka
6 Hafanana tsy anerany
7 Fahavoriam-bahoaka betsaka misy lanonana malaza [1.1]
Tovy hevitra  8 hetriketrika

Fivaditsoratra  9 hekitra, hetrika, 10 katrehy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22