|
|
|
|

Teny iditra 1  mangetrika
Fototeny  2 hetrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mamoaka feo mizozozozo toy ny an' ny vary madiva ho masaka: Efa mangetrika ny vary ka tsy ela dia ho masaka
8 Midanika izaitsizy: Mangetrika izany ny hafanana
9 Mandeha laza, manehoeho, maketrika: Mangetrika ny lazan' io mpitari-tafiha io [1.1]
Tovy hevitra  10 manetriketrika, mangetriketrika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22