Teny iditra (1/3) | 1 hetsihetsy |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3#241] des centaines de mille Figuré: exagération pour tromper |
Ohatra |
4 [2.857#] na ho hetsihetsy aza ny volana, ny teninareo, hono tsy tapahina , na tapak' andro akory aza. |
Voambolana |
5 Matematika: rafitrisa |
Fototeny | 6 hetsy |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny hetsihetsy io |
Teny iditra (2/3) | 8 hetsihetsy |
Sokajin-teny | 9 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.3#241] rusé, adroit |
Fototeny | 11 hetsy |
Teny iditra (3/3) | 12 hetsihetsy |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] Jereo voanketsihetsy |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.196] (du soudanais heti : dix mille ; littéralement : « des centaines de mille », allusion à la forte productivité de la plante ; au sens figuré : propos exagérés, « galéjade »). Citrullus lanatus (Thunb.) Matsum. & Nakai (Cucurbitaceae). Sorte de pastèque à fruit très juteux, particulièrement apprécié dans les régions chaudes. Voir aussi voanketsihetsy, nom donné aussi bien au fruit qu'à la plante entière. [Tankarana]
|
Voambolana |
16 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |