| Teny iditra (1/2) | 1 hetsy |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Folo alina: Roa hetsy ariary, hono, no vidin' io trano io. / Ny folo hetsy dia atao hoe tapitrisa (Tsara ho tadidy fa amin' ny teny hoe hetsy, toy ny hoe habakabaka, dia tsy miova ho k ny h eo aorian' ny aman- na anka amin' ny soratra, mba tsy hahahafahafa ny fampiharam-pitsipika, dia homena ny endriny feno keo teny ireo: amana, ana): Olona amana hetsiny no tonga nijery baolina / Nisodika teny ana habakabaka ny fiaramanidina
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a hundred thousand
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 cent mille
[1.8] |
| Isam-pirenena |
8 100000 ~ 100 000 ~ 100.000 ~ 100,000
[3.1] |
| Ohatra |
9 Dimy hetsy sy fito tapitrisa no voalaza ho isany;
[1.38#147]
10 Iray hetsy mahery no ankevitry ny olona matiny, hono. [1.437#] 11 Fanaovana ny steam engine: ary ny vola lany, iray hetsy. [2.366#] |
| Voambolana | 12 Matematika: rafitrisa |
| Tsanganana sy sary iray takila |
13 Ny isa |
| Lahatsoratra | 14 Andriamihaja: Fanisana vaovao |
| Teny iditra (2/2) | 15 hetsy |
| Sokajin-teny | 16 Tsy lazaina |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|