| Teny iditra (1/2) | 1 hidihidy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fahamaimaizana mahazo ny hoditra ka mahate hihaotra: Loza ny hidihidy mahazo ahy fa voan' ny lay tatsy an-tokotany aho
5 Fahamaimaizana ta hanao zavatra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 an itch
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 démangeaison
[1.3, 1.8] 8 prurit 9 figuré: envie [1.3] |
| Voambolana | 10 Fahasalamana |
| Teny iditra (2/2) | 11 hidihidy |
| Fototeny | 12 hidy |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 serrement des dents, silence obstiné, paroles de colère; état de ce qui est serré, épais
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|