|
|
|
|

Teny iditra 1  mangidihidy
Fototeny  2 hidihidy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mahamaimay ny hoditra ka maniry ny hohaotraorina: Mangidihidy ny lamosiko fa haotraory kely
8 Maniry mafy ta hanao zavatra: Mangidihidy ta handihy ny tongotro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be itchy; to want to do something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 avoir des démangeaisons; avoir envie de [1.8]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mangidihidy
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21