|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  hila
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Tsy fahamarinan-toerana fa mitongilangilana, tsy fipetrahana tsara amin' ny toerana iray ihany fa firaidraikana mialoha sy miaoriana, miankavia sy miankavanana [1.1]
Tovy hevitra  7 hilahila

Teny iditra (2/2) 8  hila
Fototeny  9 ila
Sokajin-teny  10  ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mila

Fivaditsoratra  11 haly, hila, 12 lahy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22