|
|
|
|

Teny iditra 1  hirangirana
Fototeny  2 hirana
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  8 Fahazavana kely, toy ny fahazavana maninteraka amin' ny hirika na loaka kely: Tsy mahita hirangirana
9 Hirika na loaka idiran' ny fahazavana
10 Taratry ny hazavana mianjera amin-javatra malambolambo, fitomarataratra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 a glimmer of light [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 rayon de lumière passant par un petit trou ; fente qui laisse passer la clarté [1.8]
Ohatra  13  Ho rakotra azy ny tany, tsy ho hita hirangirana ny tany; [2.996#]
Tovy hevitra  14 hirana
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe hirangirana

Fivaditsoratra  16 haringarina, hirangirana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22