|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  hirana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fahazavana kely, toy ny fahazavana maninteraka amin' ny hirika na loaka kely: Tsy mahita hirangirana
Hirika na loaka idiran' ny fahazavana
Taratry ny hazavana mianjera amin-javatra malambolambo, fitomarataratra.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a glimmer of light
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] rayon de lumière passant par un petit trou ; fente qui laisse passer la clarté
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :
Tovy hevitra  9  hirangirana
Anaram-javamaniry 

Teny iditra (2/3)11  hiraña
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.78] [Tanala] karazan'akondro kely mavomavo no sady mamy be.
Voambolana  14  Haizavamaniry: voankazo

Teny iditra (3/3)15  hirana
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17  [1.78] [Bara] anaran-gidro
Tovy hevitra  18  hira
Tsanganana sy sary iray takila  19  Ny Gidro

Fivaditsoratra  20  arahin, hanari, hanary, hanira, harain, harani, harany, harian, harina, hiaran, hirana, hiraña, iharan, nahary, nahira, narahi, nihara, rahani, rahany, rahina, rihana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08