|
|
|
|

Teny iditra1  hitam-biby ny volana
Singan-teny  2  hitam-biby, volana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Voambolana  4  Haikintana
5  Fotoana
Fanazavàna teny malagasy  6  andro faharoa amin' ny fiverenan' ny volana [1.1]
Tovy hevitra  7  hitam-biby

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20