|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  hita
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Haiendriteny 
3  Ny ankehitriny :
4  Ny lasa :
5  Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  18 Tazana, voatsipalotry ny maso: Hitanao ve ry vorona ambony hazo iry?
19 Miseho rehefa avy notadiavina: Hitako ilay solomasoko very
20 Voazaha ary fantatra: Efa hitanao ve ilay trano tianao hovidina
21 Fantatra: Hitako ny hevitrao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22 seen; found [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  23 vu, trouvé [1.3, 1.8]
24 découvert, inventé; su, connu, compris, deviné [1.3]
Ohatra  25  hitako teny an-tsena izy (Je l'ai vu au marché) [1.3]
26  hitako ny bokiko very (J'ai trouvé le livre que j'avais perdu) [1.3]
27  hitako ny ataonao (Je vois, je sais ce que vous faites) [1.3]
28  hitako ny hevitrao (Je connais votre pensée) [1.3]
Fikambanana  29  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 38 misy ny teny hoe hita
Ohabolana  30  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 31  hità
Sokajin-teny  32  anarana
Fanazavàna teny malagasy  33 [Tanosy] setroka [1.78]

Fivaditsoratra  34 haty, hita, hità, 35 tahy

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19