|
|
|
|

Teny iditra 1  hitsahina
Fototeny  2 hitsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Hosena amin' ny tongotra: Aza hitsahinao re ny lambako
9 Atao tsinontsinona, zimbaina, fotsifotsina: Dia sahiny nohitsahina ve ny tenin-dray aman-dreny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be stepped or trampled on [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on foule aux pieds [1.8]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how hitsahina
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 hatsihina, hitsahina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21