|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hitsina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  hintsina [1.1]

Teny iditra (2/2)4  hitsina (hitsy)
Sokajin-teny  5  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  6  Arahina tsy mivilivily: Hitsio ity lalana itỳ dia tonga any an-tsena ise
7  Aleha mivantana: Aza mivilivily ianao fa hitsio irỳ trano an-tamponkavoana
8  Kendrena, asiana mivantana: Nohitsin' ny mpitsara ny ratsy nataony ka tsy nahitan-teny izy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9  que l'on suit tout droit, où l’on va tout droit, à qui l’on applique des paroles: Nohitsin’ ny mpitory teny ny nataoko (Le prédicateur a visé ma conduite) [1.3#253]
Ohatra  10  Raha miala eto amin' ity Nosintsika ity isika arakaraka izay ho hitsina, dia ireto avy no tany ho hita : Afrika, Komora, Inde, Ceylan, Australie. [2.332#40]
11  azy izany làlana izany dia kizo tokana, fa harana no ao an-daniny roa, ka ao am-povoan'izany harana izany, no hitsina halehan'ny sambo, fa raha sendra mihodivitra kely, dia fefika ny sambo, ka maha faty. [2.59#134]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  16  hitsina, tsihina

Nohavaozina tamin' ny 2021/04/08