Teny iditra | 1 hitsivolana |
Singan-teny | 2 hitsy, volana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Didy ataon' ny Governemanta noho ny famindram-pahefana avy amin' ny Solombavambahoaka mpanao lalàna 5 [1.13] didy avoakan'ny filankevitry ny fitondram-panjakana, mandrapankatoavana azy ho lalana |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.13] ordonnances |
Ohatra |
7 Araka izany, ny Governemanta dia manolotra ity Didy hitsivolana ity. [1.384#] 8 Havoaka amin' ny Gazetim-panjakan' ny Repoblika izao hitsivolana izao. [2.114#] |
Voambolana |
9 Lalàna |
Tovy hevitra | 10 ordonansy |
Fivaditsoratra | 11 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |