Teny iditra | 1 ordonansy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Didy ataon' ny Governemanta noho ny famindram-pahefana avy amin' ny Solombavambahoaka mpanao lalàna [1.1] |
Tovy hevitra | 4 hitsivolana |
Fivaditsoratra | 5 andronosy, ordonansy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |