| Teny iditra | 1 hizina |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
20 Fahafenoana tsy ahazoana mikofokofoka na mihetsika; fihitsohana voatery ao anaty zavatra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
21 full and pressing on each other
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 serré, qui se presse contre
[1.8] |
| Fikambanana | 23 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe hizina |
| Fivaditsoratra | 24 haziñy, hizina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|