Teny iditra (1/2) | 1 mihizina |
Fototeny | 2 hizina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Feno hipoka, tsy ahazoana mikofoka: Mihizina ny trano azon' ny vahoaka 5 Mihitsoka, milentika: Mihizina ao amin' ny hidin-trano ny fanalahidy 6 Mihidy, mihiboka: Mihizina ao an-trano ao izy 7 Mijanona ela, milentika: Nahoana no nihizina tany an-tsena tany ialahy? 8 Mihenahena, mitokona [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 to be crowded, full [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 être bondé [1.8] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 16 mihizìna |
Fototeny | 17 hizina |
Sokajin-teny | 18 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihizina |
Fanazavàna teny frantsay |
19 [1.3] |
Tsanganana sy sary iray takila |
20 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 21 mihizina, mihizìna, mihizina, mihizìna |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |