|
|
|
|

Teny iditra 1  hobina
Fototeny  2 hoby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Deraina amin' ny antsoantsom-pifaliana: Nohobin' ny vahoaka ireo mpiantafika vao avy nandresy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to be acclaimed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 qu'on acclame [1.8]
Tsipelina hafa  10 hobena
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 bohina, hobina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22