| Teny iditra | 1 hoby |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
18 Antsoantsom-piravoana atao ho mari-piderana: Tsy nifandrenesana ny hoby nataon' ny vahoaka ny Filohan' ny Nosy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
19 a shout of rejoicing
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 acclamations
[1.8] |
| Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 22 bohy, hoby |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|