Teny iditra | 1 hofaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
4 Rambon' ondry; rambon' orana, izany hoe ilay miforitra amin' ny orana; kibon' ny valala; rambon' ny valala 5 rambon' akanjo mitaritarika aoriana. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 the tail of a sheep [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 la queue des moutons, des écrevisses, l'abdomen des sauterelles 8 les ajustements qui se trouvent sur la partie postérieure des robes [1.3] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny hofaka io |
Fivaditsoratra | 11 hafoka, hofaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |