Teny iditra hofakofaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Izay miendaka amin'ny faritra sasan'ny tena ka manjary mihetsiketsika; zavatra tsy mipetaka tsara ka tonga mihofakofaka na mielakelaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qui se détache par écailles, par pellicules ou par petits éclats [1.3]
Sampanteny 
 

Teny iditra hofakofaka (hofaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Kivilivily, vezimbezina, hevingevina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Balancement, agitation, secousse [1.3]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05