|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  honina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fahasahirankiranana amin' izay atao, amin' ny fiomanana an' izay hatao, amin' ny famonjena zavatra maro indray atao, amin' ny fanamboamboarana zavatra ao anaty lamba tsy tiana ho hitan' ny olona [1.1]
Tovy hevitra  4  honinkonina
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)6  honina
Fototeny  7  onina
Sokajin-teny  8  ho avin' ny matoantenin' ny mpanao monina

Fivaditsoratra  9  hanino, honina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31