|
|
|
|

Teny iditra 1  monina
Fototeny  2 onina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  9 Mitoetra, mitomoetra, mipetraka: Monina any Antsirabe izy
10 Mijanona ela, mijanona maharitra: Tandremo sao monina any an-tsena any ise
11 Tsy mandeha fa mihandrona (rano): Misy rano monina ao an-tokotaniny ka izany no maha be moka ao aminy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to dwell, to reside, to inhabit. Used of a place but not of a house. [1.2]
13 to reside, to dwell [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 résider, habiter [1.8]
Ohatra  15  Tamin' izaho nandalo tao Dar-Es-Salam, dia nahamarika fa maro ny Ajojo monina ao [2.471#55]
16  ka raha monina ao, dia laniko vady aman-janaka [2.48]
Mpanahaka  17  maka toerana, 18  mamitsaka, 19  manorim-ponenana, 20  mialokaloka, 21  miampirina, 22  milasy, 23  miorin-dasy, 24  Mipetraka, 25  mitoetra, 26  mitomoetra
Fikambanana  27  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 19 misy ny teny hoe monina
Ohabolana  28  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  29 mañino, 30 manony, mañony, 31 minona, minòna, 32 monany, monina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19