|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  hontsa
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  10 malemy, trotraka: Hontsan' ny hanoanana
11 feno alahelo amin' ny fahitana olona niharan-doza na fadiranovana: Hontsa aho nahita azy mianaka kely mitofezaky ny hanoanana
12 ngoly, vonto: Hontsan' ny fitiavana azy koa ny anao ka tsy avala handeha any [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13 mou, comme ce qui est bien cuit, fatigué, harassé; fig. pénétré d’un vif sentiment de joie ou de tristesse [1.3]
Ohatra  14  hontsan' ny hanoanana izy (il est harassé de faim) [1.3#266]
15  hontsan’ ny alahelo izy (il est accablé de tristesse) [1.3#266]
16  hontsan' ny fitiavana an’ Andriamanitra izy (il est pénétré d’amour pour Dieu [1.3#266]

Teny iditra (2/2) 17  hontsa
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19 [Tanala] tantely tampohan-drano ho sotroina [1.78]
20 ranom-panafody nomamiana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  21 potion, sirop [1.13]
Voambolana  22  Fahasalamana
Fikambanana  23  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe hontsa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19