|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  horahina
Fototeny  2 horaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza ny tanimbary asaina feno rano, mandrevo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 (rizières) qu'on travaille encore boueuses [1.3]

Teny iditra (2/2) 10  horahina
Fototeny  11 horaka
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  17 Deraina, horehina: Nohorahina ny mpandresy
18 Akoraina: Nohorahin' ny ankizy ilay zazalahy saika hangalatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19 to be shouted at [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  20 qu'on applaudit, qu'on hue [1.3, 1.8]
Tovy hevitra  21 horakorahina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22