Teny iditra horaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano, Tambahoaka] Tanimbary [1.78]
 Tanimbary be rano eny andemaka izay tsy mila hitaritana rano intsony hanondrahana azy (Mifanohitra aminy: sakamaina, tavy) [1.1]
 Tany tsy afa-drano azo volena [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A ricefield [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Rizières, terrains marécageux, humides [1.3]
  [Provincial] A rizière [1.8]
 Marécage, marais; sol hydromorphe [1.13]
  [Betsimisaraka, Taisaka] . Rizières sommairement aménagées. Aussi la végétation des sols humides : plantes de marais. [1.196]
Ohatra Ao ambany avaratra horaka feno kotro sy ahitra lava, ary ny tamotamo no mameno any. [2.324]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Mpanahaka  heniheny ~ honahona ~ zetra

Teny iditra horaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Feo manao rodobe mitory fihorehana na figagana na horakoraka na fiarahabana na fanesoana koa aza: Tsy nifandrenesana ny hora-pifalian' ny vahoaka
Feon' ny sahona: Horaka no an' ny sahona fa ny tsiboboka ihany no tompon' ny rano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The cries of a crowd [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Cris d’étonnement, d’admiration, de surprise, de félicitation, de répulsion, de rébellion
Coassement des grenouilles [1.3]
 Les cris d'une foule [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 
 
Tovy hevitra horakoraka

Teny iditra horaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahalahelovana noho ny fahitana olona ory na mijaly; fahatsiarovana ny tena ho malahelo amin' ny fahitana ny ory na mijaly [1.1]
Ohatra Torotoron'ny latsa ny foko, ka marary aho, miandry horaka, fa tsy nisy [2.996]
Sampanteny 
 
Tovy hevitra horakoraka

Teny iditra horàka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay écarlate, vermillion [1.3]
Sampanteny 
 
Tsanganana sy sary iray takila Ny Loko

Teny iditra horaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] zohy, lavabato [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/27