Teny iditra |
horirika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ravin' ny saonjondrano fanao fangaron-daoka (azo ilazana ny ravin-tsaonjo mamy na ny ramandady ihany koa anefa ny horirika raha mbola tsy mivelatra na mbola mihorona ila [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Espèce d'arum comestible, ses feuilles [1.3]
|
| Sorte d'arum comestible ( Colocasia sp., Araceae)
[1.5]
|
| Nom donné à Colocasia esculenta (L.) Schott (Araceae) quand on le cultive pour ses feuilles comestibles ainsi que pour son tubercule.
Les feuilles elles-mêmes s'appellent Ravin-koririka ; préparées à la manière des épinards, elles constituent un mets excellent.
Il existe des variétés cultivées plus spécialement pour la production des feuilles et d'autres variétés cultivées plutôt pour leur tubercule.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Colocasia esculenta |
Ohatra |
1 | Dia ataoko horirika amonosana anana, ka ny fonosin-do, ny mamono lo.
[2.293]
|
2 | rano ambony horirika hono hianareo sy izy ka raha faly miara-manatrika raha tezitra miara-mihodina
[2.131]
|
|
Voambolana |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohabolana |
|