Teny iditra | 1 horirika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ravin' ny saonjondrano fanao fangaron-daoka (azo ilazana ny ravin-tsaonjo mamy na ny ramandady ihany koa anefa ny horirika raha mbola tsy mivelatra na mbola mihorona ila |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] espèce d'arum comestible, ses feuilles 5 [1.5] sorte d'arum comestible (Colocasia sp., Araceae) 6 [1.196] Nom donné à Colocasia esculenta (L.) Schott (Araceae) quand on le cultive pour ses feuilles comestibles ainsi que pour son tubercule. Les feuilles elles-mêmes s'appellent Ravin-koririka ; préparées à la manière des épinards, elles constituent un mets excellent. Il existe des variétés cultivées plus spécialement pour la production des feuilles et d'autres variétés cultivées plutôt pour leur tubercule. |
Ohatra |
7 Dia ataoko horirika amonosana anana, ka ny fonosin-do, ny mamono lo. [2.293] 8 rano ambony horirika hono hianareo sy izy ka raha faly miara-manatrika raha tezitra miara-mihodina [2.131] |
Voambolana |
9 Haizavamaniry: ahitra |
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny horirika io |
Fivaditsoratra | 14 hikiraro, hirorika, horirika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |