|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  hosorana
Fototeny  2 hosotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Lalorina na tavonana menaka/loko/vernia/fotaka/savony: Ity angaha tsy mba nohosoran-dreniny menaka? / Hosory vernia ny fanakao fa hangilohilo / Tsy manaiky aho fa nohosorany fotaka ny lambako / Hosory savony tsara ny lamba
9 Hamasinina, apetraka sy atokana hiandraikitra raharaha lehibe sy ambony: Nohosoran' i Papa Ray masina ho Eveka izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to have something smeared or painted on it [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on peint ou enduit de quelque chose [1.8]
Ohatra  12  Ho hosorana loko mba hateza satria raha tsy izany dia ho lo vetivety toy ny teo aloha. [2.332#]
13  tapa-kazo izay hosorana tseroka na tantely, ary ravahana vakana sy ampitafiana lamba jaky; [2.588#]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 15  hosorana
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny frantsay  17 Nom général des onguents, pommades, produits avec lesquels on frictionne [1.196]
Voambolana  18  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21