|
|
|
|

Teny iditra 1  hotakotaka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  11 Tabataba sy horohoro;horohoro noho ny fanampoizana loza na zavatra atahorana izay re fa ho avy na mananontanona; fihetsiketsehana noho ny tany tsy mandry misy zavatra mampiahiahy: Hotakotaka eran' ny tanàna tamin' ny fisamborana ilay lehiben' ny mpiodina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 a tumult, a disturbance [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 tumulte, agitation [1.8]

Fivaditsoratra  14 hatokatoka, hotakotaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19