|
|
|
|

Teny iditra 1  mihotakotaka
Fototeny  2 hotakotaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihovotrovotra noho ny fanampoizana loza na zavatra atahorana, izay re fa ho avy na mananontanona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be in commotion, to be noisy and agitated [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 s'agiter, être en commotion, en panique [1.8]

Fivaditsoratra  11 mihatokatoka, mihotakotaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20