|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hovotra
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  4  Fihontsonkontsonana na fiezinezenana mafy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  action de remuer, secouer, donner des secousses [1.196]
Ohatra  6  lehibe ny tahotra sy ny hovotra nanjo anay tamin'izany andro izany, satria efa niala tamin'Andtra fa efa niozona; [2.59#]
Tovy hevitra  7  hovotrovotra

Teny iditra (2/2)8  hovotra
Sokajin-teny  9  anarana
Voambolana  10  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  11  Plante tinctoriale non identifiée. La plante est réduite en menus fragments qu'on crible sur une sorte de tamis. [Betsimisaraka] [1.196]

Fivaditsoratra  12  hovotra, vahotro, vohotra

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/27