|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  hoy
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Haiendriteny 
3  Ny ankehitriny :
4  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  6 Miteny: Hoy Rakoto tamin' ny zanany... [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 he (I, you, we, etc.) say, says [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 dit-il, dit, fait, signé par [1.3]
9 je dis, vous dites, etc [1.8]
Ohatra  10  hoy izy (dit-il) ~ hoy izaho (Dis-je) [1.5]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe hoy

Teny iditra (2/2) 12  hoy
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14 [Bara] misy [1.78]

Fivaditsoratra  hoy, 15 iho, ihô, 16 ohy

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18