|
|
|
|

Teny iditra 1  ialohana
Fototeny  2 aloha
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Misy... eo aloha: Atao milaza ny ho avy mandrakariva ny matoanteny ialohan' ny "tokony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#24]
Ohatra  9  Ny ray aman-dreny sy ny zoky tsy azo ialohana na miteny na mandeha, na misotro rano. [2.285#108]

Fivaditsoratra  10 Ahialona, 11 alohaina, 12 analohay, ialohana, 13 ilaohana, 14 iloahana, 15 iolahana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19