Teny iditra iangavio (angavy)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony iangaviana [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra Raha sitrakareo ary ny handevenako ny fatin' ny vadiko mba tsy ho eto anatrehako, dia mihainoa ahy, ka mba iangavio kely amin' i Efrona, zanak' i Zohara [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/26