|
|
|
|

Teny iditra 1  iangaviana
Fototeny  2 angavy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  8 to be asked for; to be begged [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#45]
9 qu'on demande; qu'on supplie [1.8]
Ohatra  10  Ka tiako iangaviana izy io, na hovidiana na hatakalo, tsy maninona. [2.472#]
11  Ny tsy ho sarotiny loatra eo am-pamakiana azy no mba iangaviana anao. [2.471#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19