|
|
|
|

Teny iditra1  idimbare
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Toe-karena: hanina
Fanazavàna teny malagasy  4  ketsa: Idimbare nohanin'aomby: ny alohake mijaka ka ny avy ijakana (ketsa lanin'omby: ny mpitaitra tonga aloha milaza ka ny avy afara ilazana) [Tanala] [1.78]
Tovy hevitra  5  hidimbare

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31