| Teny iditra | 1 idirana |
| Fototeny | 2 iditra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Ohatra |
8 Nasiana vala vato manodidina ny fasany, mba tsy ho azon'ny omby idirana.
[2.588#]
9 Ny fihinana sy fisotroana dite ataon'ny olona izay idirana an-trano. [2.59#] 10 Azon' ny vahiny idirana ny lapako - nitsikitsiky izy - fa indrindra ianao. [2.270#] |
| Fikambanana | 11 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe idirana |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Sary |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|