|
|
|
|

Teny iditra1  idirana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3]
Ohatra  5  [2.588#] Nasiana vala vato manodidina ny fasany, mba tsy ho azon'ny omby idirana.
6  [2.59#] Ny fihinana sy fisotroana dite ataon'ny olona izay idirana an-trano.
7  [2.270#] Azon' ny vahiny idirana ny lapako - nitsikitsiky izy - fa indrindra ianao.
Fototeny  8  iditra
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny idirana io
Sary 
20 

Fivaditsoratra  21  adrainy, anidira, aridany, drainay, iadrany, idirana, iradany, iridana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21